|
|
|
|

Teny iditra1  akoho amam-borona
Singan-teny  2 akoho, 3 amana, 4 vorona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fitambaran'ny karazam-borona fiompy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 volaille. [1.13]
Ohatra  8  Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. [2.470]
Voambolana  9  Toe-karena: fiompiana
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11